auto save
This commit is contained in:
parent
ebb337bef3
commit
52332ede69
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Azonareo ma zany raha marobe zany?" Nizaka ny mpianatrany hoe: "aika." Aveo JesJesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Nony zany ny mpanora-dalàna aby zay nanjarympianatra eo amin'ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilahy tompon-tragno raika, zay mamoaka iregny raha tranainy sy iregny raha vaovao avy ao amin'ny harena."
|
||||
Azonareo ma zany raha marobe zany?" Nizaka ny mpianatrany hoe: "aika." Aveo JesJesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Nony zany ny mpanora-dalàna aby zay nanjarympianatra eo amin'ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilahy tompon-tragno raika, zay mamoaka iregny raha tranainy sy iregny raha vaovao avy ao amin'ny harena." Aveo ndreka nahavita iregny fagnoaharana iregny Jesôsy, de negna tamin'zany tanàna zany Izy.
|
Loading…
Reference in New Issue