auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent c358c89cb2
commit 4f10b11bb8
1 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1,2 @@
Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany harena zay tsy hita ao amin'ny tanim-boly raika. Nisy lilahy nahita zany ka navoniny. Nandea tamin'ny hafaleny izy, nivarotra zay nanagnany aby, ka nividy an'io tanim-boly io. Sady koa, ny fanjakan'ny lanitra de karany lilahy zay mpivarotra miaragna vatosoa lafo vidy. Ndreka nahita vatosoa raika zay tena lafo vidy izy, de nandea ka nivarotra zay
Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany harena zay tsy hita ao amin'ny tanim-boly raika. Nisy lilahy nahita zany ka navoniny. Nandea tamin'ny hafaleny izy, nivarotra zay nanagnany aby, ka nividy an'io tanim-boly io. Sady koa, ny fanjakan'ny lanitra de karany lilahy zay mpivarotra miaragna vatosoa lafo vidy. Ndreka nahita vatosoa raika zay tena lafo vidy izy, de nandea sady nivarotra zay nanagnany aby ka nividy an'zany
.