diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index 7de8f2dc..f26dd817 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 De nizaka taminazy Jesôsy hoe: "De mbola vôsoratra koa hoe: 'Aza mangala fagnahy an'ny Tompo Andriamanitrao anao."'\v 8 De nandaony devoly tamin'ny toerana agnambo be ndreka Izy ka nagnatoro an'Azy ny fanjakana marobe amin'izao tontolo izao mbny hatsaran'iregny. \v 9 Nizaka izy tamin'Azy hoe: "Iregny marobe iregny de homeko anao, raha mandohalika eto alohako sady midera anahy anao." \ No newline at end of file +\v 7 De nizaka taminazy Jesôsy hoe: "De mbola vôsoratra koa hoe: 'Aza mangala fagnahy an'ny Tompo Andriamanitrao anao."'\v 8 De nandaony devoly tamin'ny toerana agnambo be ndreka Izy ka nagnatoro an'Azy ny fanjakana marobe amin'izao tontolo izao mban'ny hatsaran'io. \v 9 Nizaka izy tamin'Azy hoe: "Iregny marobe iregny de homeko anao, raha mandohalika eto alohako sady midera anahy anao." \ No newline at end of file