auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-13 22:03:20 +03:00 committed by root
parent 64ea2eb7de
commit 45278b8893
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De Jesôsy nitsangana talohany governora, de nagnotany izy hoe: "Anao ma no mpanjaka ny jiosy va?" Jesôsy nnamaly azy hoe:,"Voazakanao."Ka dreka natoron'ny leben'ny mpisorona mban'ny loholona izy, de tsy namaly na ino na ino. De nizaka tamin'ny Pilato hoe: Tsy regninao ma ny fagnaratsena marobe natao taminao a? Fa tsy namaly nade zaka raika Izy
De Jesôsy nitsangana talohany governora, de nagnotany izy hoe: "Anao ma no mpanjaka ny jiosy va?" Jesôsy nnamaly azy hoe:,"Voazakanao."Ka dreka natoron'ny leben'ny mpisorona mban'ny loholona izy, de tsy namaly na ino na ino. De nizaka tamin'ny Pilato hoe: Tsy regninao ma ny fagnaratsena marobe natao taminao a? Fa tsy namaly nade zaka raika Izy, Varena mi ny governo a