auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 14:38:54 +03:00 committed by root
parent 54176fafdf
commit 446966c847
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'izany andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na Sabata no hiseho ny filefasanareo.\v 21 Fa hisy fijalena be, sady tsy mbola nisy karan'izany atramin'ny nanombohan'izao tontolo zao ka atramin'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohzina io andro io, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nony olona nosafidina de afohizina regny andro regny.
\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'izany andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na Sabata no hiseho ny filefasanareo.\v 21 Fa hisy fijalena be, sady tsy mbola nisy karan'izany atramin'ny nanombohan'izao tontolo zao ka atramin'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohezina io andro io, de tsy hisy nofotra ho vonjena. Fa nony olona nosafidina de afohizina regny andro regny.