auto save
This commit is contained in:
parent
891345d6a7
commit
3ee20111f4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hatôny batisa izy, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.
|
||||
\v 7 Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba ho atôny batisa, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zaza ho an'i Abrahama na de avy amin'io vato io aza.
|
Loading…
Reference in New Issue