auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-26 18:22:30 +03:00 committed by root
parent 080fc8b555
commit 3c734a654d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Tonga ny mpianatra de nizaka an'i Jesôsy hoe: nagnino Anao arô no mikorana amin'ireo fokonolona amin'ny fagnoharana?"\v 11 Namaly Jesôsy de nizaka an'iary zareo hoe: "Anareo no namena tombony hafatantra ny raha miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa iary zareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria niza niza managna, de tena ho marobe aza no hamena. Fa niza niza tsy managna, na zay anagnany aza halaina tamin'azy.
\v 10 Tonga ny mpianatra de nizaka an'i Jesôsy hoe: nagnino Anao arô no mikorana amin'ireo fokonolona amin'ny fagnoharana?"\v 11 Namaly Jesôsy de nizaka an'iary zareo hoe: "Anareo no namena tombony hafatantra ny raha mivon'ny fanjakan'ny lagnitra, fa iary zareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria niza niza managna, de tena ho marobe aza no hamena. Fa niza niza tsy managna, na zay anagnany aza halaina tamin'azy.