auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-06 15:10:11 -05:00 committed by root
parent 495cfd1f05
commit 3aa70340d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Avy eo Jesôsy de nanomboka nizaka mafy ny tanàna zegny nagnamboarany ny asany mahagaga maro be io, satria tsy nivalo iary zareo. De nizakainy hoe :"\v 21 Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo, ry Betsaida! Raha mba natao tagny Tyra sy Sidona io asa mahagaga zay namboarina taminareo teto io, de mba efa ela iary zareo nivalo tamin'ny lamba fisaonana mban'ny lavenina."\v 22 Nefa de ho moramora kokoa ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana toy izay aminareo.
\v 20 Avy eo Jesôsy de nanomboka nizaka mafy ny tanàna zegny nagnamboarany ny asany mahagaga maro be io, satria tsy nivalo iary zareo. De nizakainy hoe :"\v 21 Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo, ry Betsaida! Raha mba natao tagny Tyra sy Sidona io asa mahagaga zay namboarina taminareo teto io, de mba efa ela iary zareo nivalo tamin'ny lamba fisaonana mban'ny lavenina."\v 22 Nefa de ho moramora kokoa ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana toy izay nenareo.