auto save
This commit is contained in:
parent
5cbc9ec507
commit
39f76b2906
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? Nahita kintana avy egny atsignanana zahay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'zany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, mban'ny Jerosalema maro be niaraka tamin'azy.
|
||||
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Nahita kintana avy egny atsignanana zahay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'zany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, mban'ny Jerosalema maro be niaraka tamin'azy.
|
Loading…
Reference in New Issue