auto save
This commit is contained in:
parent
b833f42f8a
commit
34f41c7bdf
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 30 \v 31 Aveo de hiseho egny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Olona, de ny foko marobe ambonin'ny tany hisagna.De haita ny Zanak'Olona tonga tamin'ny rahon'ny lagnitra mba ny hery sy voninahitra lehibe Iary zareo. Hagnandefa ny anjeliny Izy mba ny feo trompetra mare, ka hamory ny olona nosafidiny avy agny amin'ny vazan-tanany efatra iary zareo, manomboka amin'ny faravodilaanitra ka latagny amin'ny hafa.
|
||||
\v 30 \v 31 Aveo de hiseho egny amin'ny lagnitra ny famantaran'ny Zanak'Olona, de ny foko marobe ambonin'ny tany hisôna.De haita ny Zanak'Olona tonga tamin'ny rahon'ny lagnitra mba ny hery sy voninahitra lehibe Iary zareo. Hagnandefa ny anjeliny Izy mba ny feo trompetra mare, ka hamory ny olona nosafidiny avy agny amin'ny vazan-tanany efatra iary zareo, manomboka amin'ny faravodilaanitra ka latagny amin'ny hafa.
|
Loading…
Reference in New Issue