auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:17:45 +03:00 committed by root
parent 51e4ef7f93
commit 33d797106b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Ndregny nikarakara an'ny lambo io de nihazakazaka sady niakatra tan-tanàna iary zareo ka nitantara ny raha marobe, indrindra ny raha niseho tamin'ny lilahy nifatoran'ny devoly.\v 34 Igny, nivôka iregny tao an-tanàna marobe mba hihaogna amin'i Jesôsy. Ndreka hitan'iary zareo Izy, de nangataka an'Azy mba hiala ny faritanin'iary zareo.
\v 33 Ndregny nikarakara an'ny lambo io de nihazakazaka sady niakatra tan-tanàna iary zareo ka nitantara ny raha maro be, indrindra ny raha niseho tamin'ny lilahy nifatoran'ny devoly.\v 34 Igny, nivôka tao an-tanàna maro be mba hihaogna amin'i Jesôsy. Ndreka hitan'iary zareo Izy, de nangataka an'Azy mba hiala ny faritanin'iary zareo.