auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:32:41 +03:00 committed by root
parent 5007b5d077
commit 335d10d5ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 Nandeha nitety an'ny tanàn-dehibe sy ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka iregny karazan'aretina marobe sy iregny karazana fahararena maro.\v 36 Ndreka nahita an'iregny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo.
\v 35 Nandeha nitety ny tanàn-dehibe mban'ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka ny karazan'aretina marobe sy iregny karazana fahararena maro.\v 36 Ndreka nahita an'iregny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo.