auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-29 10:03:52 +03:00 committed by root
parent ed04ee57b4
commit 2ee586de0b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 44 Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany harena zay tsy hita ao amin'ny tanim-boly raika. Nisy lilahy nahita zany ka navoniny. Nandea tamin'ny hafaleny izy, nivarotra zay nanagnany aby, ka nividy an'io tanim-boly io.\v 45 Sady koa, ny fanjakan'ny lanitra de karany lilahy zay mpivarotra miaragna vatosoa lafo vidy.\v 46 Ndreka nahita vatosoa raika zay tena lafo vidy izy, de nandea sady nivarotra zay nanagnany aby ka nividy an'zany.
\v 44 Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany harena zay tsy hita ao amin'ny tanim-boly raika. Nisy lilahy nahita zany ka navoniny. Nandea tamin'ny hafaleny izy, nivarotra zay nanagnany aby, ka nividy an'io tanim-boly io.\v 45 Sady koa, ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilahy zay mpivarotra miaragna vatosoa lafo vidy.\v 46 Ndreka nahita vatosoa raika zay tena lafo vidy izy, de nandea sady nivarotra zay nanagnany aby ka nividy an'zany.