diff --git a/09/20.txt b/09/20.txt index 9e32df79..7f19a770 100644 --- a/09/20.txt +++ b/09/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de lambany fotsiny vôkasikako de ho afaka aho."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita an'azy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io. \ No newline at end of file +\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de lambany fotsiny vôkasikako de ho afaka aho."\v 22 Fa nitodika Jesôsy de nahita anazy, nizaka hoe: "Zanako vavy mahereza; ny finoanao no nagnafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka tamin'io lera io. \ No newline at end of file