auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 09:08:28 +03:00 committed by root
parent 0ef39bc942
commit 28f5450df8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nandeha nagneragnan'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka karazan'aretina maro be mban'ny marary maro be tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary maro be, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny marary ny boloka mban'ny marary rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
\v 23 Nandeha nagneragnan'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka karazan'aretina maro be mban'ny marary maro be tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary maro be, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny tratra boloka mban'ny rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.