auto save
This commit is contained in:
parent
10cf971bff
commit
1dbe848566
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 Fa ndreka nahita an'ny Fariseo mban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro anareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka manangome zaza ho an'i Abrahama amin'itôgny vato itôgny.
|
||||
\v 7 Fa ndreka nahita an'ny Fariseo mban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro anareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka magnome zaza ho an'i Abrahama amin'itôgny vato itôgny.
|
Loading…
Reference in New Issue