auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent cd8d398b6f
commit 1d488aeea6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ka nizaka hoe:" Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mipetraha agny mandra-pizakako aminao, fa i Herôda de miharagna an'ny zaza hovonina."\v 14 Tamin'ny alan'igny my Josefa de nitondra ny zaza amban'ny endriny ka nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Herôda.\v 15 Zany de nagnatanteraka zay nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Natsovako hiala tagny Egypta ny Zanako."
\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ka nizaka hoe:" Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mipetraha agny mandra-pizakako aminao, fa i Herôda de miharagna an'ny zaza hovonina."\v 14 Tamin'igny alana igny my Josefa de nifoha ka nitondra an'ny zaza amban'ny endriny ka nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Herôda.\v 15 Zany de nagnatanteraka zay nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Natsovako hiala tagny Egypta ny Zanako."