auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-05 11:49:34 +03:00 committed by root
parent 3b2999dcb3
commit 1b76d810fa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony zany ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'ny mpanjaka raika zay te hifagnaraka ara-bola miaraka amin'ny mpiasany. Naha vô manomboka ny fandaminana izy, de nisy mpiasa raika nandao tamin'azy zay nanananyvola rai-alina. Anefa tsy nanagnafomba hagneana an'zany izy, de nanery ny hamarotana an'azy ny mpampiasany, miaraka amin'ny vady aman-janagny hatramin'zay fanagnany marobe, de ho vita ny fagnefana ny trosa.
\v 23 Nony zany ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'ny mpanjaka raika zay te hifagnaraka ara-bola miaraka amin'ny mpiasany.\v 24 Naha vô manomboka ny fandaminana izy, de nisy mpiasa raika nandao tamin'azy zay nanananyvola rai-alina.\v 25 Anefa tsy nanagna fomba hagnefana an'zany izy, de nanery ny hamarotana an'azy ny mpampiasany, miaraka amin'ny vady aman-janagny hatramin'zay fanagnany marobe, de ho vita ny fagnefana ny trosa.