auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-24 12:50:40 +03:00 committed by root
parent 99199afe9f
commit 1ac3821c5f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnaona an'azy mba hatôny batisa izy, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana. De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay
Ndreka nahita ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnaona an'azy mba hatôny batisa izy, de nizaka izy tamin'iary zareo hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza no nampitandrigna anareo hiala ny fahatezerana ho avy? Mamoaza voa ôtran'ny fibebahana. De aza misaigna ny zaka agnatin'ny fo hoe: 'Managna an'i Abrahama ho abanay zahay.' Ka zakaiko aminareo fa Andriamanitra de mavita manangana zanaka ho an'i