auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-06 12:53:01 +03:00 committed by root
parent ab72186b3c
commit 18807f48bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nenga malaky ny fasagna tamin'ny avakana de tamin'ny hafalena leibe izy roy viavy, sady nihazakazaka mba hizaka amin'iregny mpianatrany. \v 9 Igny, nihaogna tamin'iary zareo Jesôsy ka nizaka hoe: "Akory!" Nagnatogna izy roy viavy, de nitana ny tongotrany sady nidera an'Azy.\v 10 De aveo Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Aza matahotra. Mandiana mizaka amin'iregny rahalahiko mba hiala ka handalo agny Galilia. Agny no hahitan'iary zareo Anaha."
\v 8 Nenga malaky ny fasagna tamin'ny avakana de tamin'ny hafalena leibe izy roy vavy, sady nihazakazaka mba hizaka amin'iregny mpianatrany. \v 9 Igny, nihaogna tamin'iary zareo Jesôsy ka nizaka hoe: "Akory!" Nagnatogna izy roy vavy, de nitana ny tongotrany sady nidera an'Azy.\v 10 De aveo Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Aza matahotra. Mandiana mizaka amin'iregny rahalahiko mba hiala ka handalo agny Galilia. Agny no hahitan'iary zareo Anaha."