auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 09:12:18 +03:00 committed by root
parent c05297bf27
commit 154628af0f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''
\v 10 Sady efa nampetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy mamoa tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo.\v 11 Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.\v 12 Efa an-tagnany ny fanasidihana mba handiovana ny famoloany sady hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''