From 10cf971bff8defd672f46851f585e7b3f77228e7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 1 Feb 2020 10:46:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index c01048f7..eb811654 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Fa ndreka nahita an'ny Fariseo mban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro anareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama amin'itôgny vato itôgny. \ No newline at end of file +\v 7 Fa ndreka nahita an'ny Fariseo mban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro anareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka manangome zaza ho an'i Abrahama amin'itôgny vato itôgny. \ No newline at end of file