auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-18 13:47:31 +03:00 committed by root
parent 9b5e764689
commit 07fa157e51
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 I Jaona de nagnatao lamba volon-drameva sy fehinkibo hoditra tamin'ny andilagnany. valala ambana tintely remby no fohaniny.\v 5 De Jerosalema, Jodia , amban'ny faritra marobe magnodidigna ny tegnaranon'i Jordana de nagnatogna an'azy.\v 6 Natôny batisa tegny amin'ny tegnarano Jordana iary zareo, ndreka nagneky ny fahotany.
\v 4 I Jaona de nagnatao lamba volon-drameva sy fehinkibo hoditra tamin'ny andilagnany. valala ambana tintely remby no fohaniny.\v 5 Ka Jerosalema, Jodia manontolo, amban'ny faritra marobe magnodidigna an'ny tegnaranon'i Jordana de nagnatogna an'azy.\v 6 Natôny batisa tegny amin'ny tegnarano Jordana iary zareo, ndreka nagneky ny fahotany.