-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/29.txt

1 line
355 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-02 18:26:50 +00:00
\v 29 \v 30 \v 31 Aveo nikasihin'i Jesôsy ny mason'iary zareo de nizaka hoe: "Ho tonga aminareo araka ny finoanareo ane zany," ka nahita ny mason'iary zareo. Aveo Jesôsy namepetra an'iary zareo de nizaka hoe: "Aoka mba tsy hizaka an'zao amin'olona anareo." Fa nandea izy roy lay ka nampiparitaka ny vaovao mikasika an'zany nagneragna zany faritra zany.