-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/59.txt

1 line
321 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-15 07:41:35 +00:00
\v 59 Nangala ny faty Josefa, de namogny an'Azy tamin'ny lamba rongony madio,\v 60 sady nadevogna an'Azy tamin'ny fasagny vaovao nolavahany tamin'ny vatolapy. De namaringarigna vato lebe hanindrena ny varangaran'ny fasagna izy de nivoka avio.\v 61 Maria Magdalena mban'ny Maria hafa de teo, nipetraka tapita ny fasagna.