-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/06.txt

1 line
361 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-13 16:41:41 +00:00
\v 6 Ny leben'ny mpisorona nangala ny volafotsy de nizaka hoe: "Tsy azo atao ny magnano an'ity ao amin'ny fagnatsarizam-bola, satria vidin-drà ity.\v 7 Niara-nizaka ny olana iary zareo de nividianany tokontany tamin'ny mpagnano vilagny tanimanga ny vola mba hatao fandevegnam-bahiny.\v 8 De zany no atony nagnatsovana ny toerana hoe: "Toeran-Rà" hatram'izao