-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/51.txt

1 line
429 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-29 07:03:52 +00:00
\v 51 Azonareo ma zany raha marobe zany?" Nizaka ny mpianatrany hoe: "aika." \v 52 Aveo Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Nony zany ny mpanora-dalàna aby zay nanjarympianatra eo amin'ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilahy tompon-tragno raika, zay mamoaka iregny raha tranainy sy iregny raha vaovao avy ao amin'ny harena." \v 53 Aveo ndreka nahavita iregny fagnoaharana iregny Jesôsy, de negna tamin'zany tanàna zany Izy.