-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/20.txt

1 line
275 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-28 16:56:42 +00:00
\v 20 Ny nafafy tamin'ny tany bevato de ny olona zay maregny ny zaka de tonga de mandray azy am-pifalena, \v 21 Nefa mbola tsy mijoro tsara agnatiny izy ka de maharitra tselatsela my. Ndreka tonga ny fijalena na ny fagnenjehina non'ny amin'ny zaka, de malaky tafintohina izy.