-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/23.txt

1 line
271 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-02 18:26:50 +00:00
\v 23 Ndreka tonga tagny amin'ny tragnon'ny manam-pahefana Jesôsy, de nahita iregny mpitsotra sodigna sy iregny fokonolona naresaka be Izy.\v 24 De nizaka Izy hoe: "Mandehana, fa tsy maty ny zanakao vavy, fa mandry izy." Fa nimehy an'Azy tamin'ny fagnesoana iary zareo.