-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/23.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-04 06:02:52 +00:00
\v 23 Nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatra hoe: "Zakaiko marina aminareo, sarotra amin'ny mpanakarena ny hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra. \v 24 De mbola zakaiko aminareo ndreka, mora amin'ny rameva ny miditra ny miditra amin'ny vodina filo noho ny idiran'ny mpanakarena ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra."