-x-antambahoaka_mat_text_reg/08/16.txt

1 line
323 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 06:08:28 +00:00
\v 16 Ndreka alina andro, de maro nifatoran'ny devoly nandaon'ny olona tamin'ny Jesôsy. Nizaka fotsiny Izy de nenga fagnahy io sady nagnafaka olona marobe zegny narary.\v 17 Karan'izany nahatanteraka ny raha nizakaina tamin'Isaia mpaminany, nagnano hoe: "Ny vatategnany nagnala ny fara sady nitondra iregny aretintsika."