Natoky an'Andriamanitra Izy, avelay Andriamanitra hamonjy an'Azy amin'izao, na magneky ny hagnafaka an'Azy Andriamanitra. Ndre Izy aza de nizaka hoe: 'Izaho no zanak'Andriamanitra."' Kara ny zany koa ny dahalo nofantsihina niaraka tamin'Azy nizaka fanebahana tamin'Azy my koa.