2019-11-16 16:32:17 +00:00
|
|
|
\v 9 Tafarany narignesan'iary zareo ny mpanjaka, de nandeha tamin'ny lalagnany iary zareo, ka ny kitana zay hitan'iary zareo avy tatsignanana no nitarika an'iary zareo mandra-pijanony tamin'ny toerana misy ny zaza.\v 10 Ndreka nahita ny kitana iary zareo nifety tamin'ny fifaliam-be.
|