-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/30.txt

1 line
263 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-14 12:59:44 +00:00
Nandoran'iary zareo Izy, sady nalain'iary zareo ny tangala de namangovangoan'Azy tamin'ny lohany. Ndreka avy nagnaraby Azy iary zareo, de nangala ny akanjo lavany sady nampagnatao an'Azy ny ny, de nitondra an'Azy nivôka mba hamantsika an'Azy amin'ny hazofijalena