-x-antambahoaka_mat_text_reg/03/13.txt

1 line
395 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-01 07:26:47 +00:00
\v 13 Aveo Jesôsy avy tagny Galilia de tonga tamin'ny tegnaranon'i Jordana mba ho ataon'i Jaona batisa.\v 14 Kanefa Jaona de niezaka nandrara an'Azy, ka nagnano hoe: "Izaho tokony ataonao batisa, ka Anao ndreka va arô no magnatogna anahy?"\v 15 Jesôsy namaly de nizaka hoe: " Ekeo zany amin'ny zao, fa zao no mety amintsena mba hatanteraka ny fahamarinana marobe.' Aveo Jaona nagneky an'Azy