\v 7 Latsaka tagnatiny ala na fatsy ny voa hafa. Naniry ny fatsy de nanery azy reo. \v 8 Ny voa hafa latsaka tamin'ny tany tsara de namoa vôny, ny sanagny avo zato heny, ny sanagny enim-polo, de ny sanagny telo-polo heny. \v 9 Zay manan-tadigny, oka izy iteno."