-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/07.txt

1 line
374 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-06 19:41:55 +00:00
\v 7 Ndreka nandeha tamin'ny lalagnany amin'izay ny lilahy io, de zay vao nanomboka nikorana mikasika an'i Jaona tamin'ny olona Jesosy hoe :" Hijery ino ma nivoahanareo tagny amin'ny tany maigna tsisy olona-volotara sofin-drivotra an? \v 8 Sa hijery ino koa nivoahanareo-lilahy magnano sikina lafobe? Igny an, zegny magnano sikina lafobe de mipetraka andragnon'ny mpanjaka."