2019-11-09 18:48:45 +00:00
|
|
|
\v 18 De niverigna tan-tanàna Izy nandraignan'igny, de mosarena.\v 19 Ndreka nahita aviavy tamin'ny sisin-dalagna, de nantogniny tegny kanefa tsy nahita ndre ino ndre ino teo afa-tsy raviny fotsiny.De nizaka taminazy Izy hoe :"Enga anie de tsy ho hisy vôniny koa avy aminao mandrakizay", de niaraka tamin'izay de maigna tampoka ny aviavy.
|