-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/15.txt

1 line
485 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-04 16:34:00 +00:00
\v 15 Elihoda iaban'i Eliazara, Eliazara iaban'i Matana, de Matana iaban'i Jakoba. \v 16 Jakoba iaban'i Josefa vadin'i Maria, niteraka an'i Jesôsy, angizana hoe Kristy.\v 17 De ny taranaka maro be manomboka amin'i Abrahama ka hatramin'i Davida de taranaka efatra ambin'ny folo, de manomboka amin'i Davida ka hatramin'ny fandroahana tagny Babylona de taranaka efatra ambin'ny folo, de manomboka amin'ny fandroahana tagny Babylona ka hatramin'i Kristy de taranaka efatra ambin'ny folo.