\v 13 zany no atony ikoragnako amin'iary zareo amin'ny alalan'ny fagnoharana: Na de mizaha aza iary zareo, de tsy maita; ka na de miteno, de tsy maregny, na mahazo.\v 14 Amin'iary zareo ny faminanian'Isaia no tanteraka, zay mizaka hoe: 'Ndreka miteno de haregny anareo, nefa de tsy hahazo mihitsy; ndreka mizaha de hahita anareo, nefa tsy hahatakatra.