-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/17.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 17 Fa tadidivonareo aby, a zalay, gny raha nizakain'ny Apostolin'i Jesôsy Kristy Tompontsensa taloha io.Nizakain'iary zareo taminareo: "Fa amin'ny andro \v 18 farany de hisy mpamokafoka mandeha araka ny filan'ny haratsem-pagnahiny."\v 19 Io olona io de mitarika fisarahana. Olona araka ny nofo iary zareo, sady tsy managna ny Fanahy.