-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/14.txt

1 line
569 B
Plaintext

De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna, sady mpimoimoy, mandeha araka ny filan-dratsin'iary zaro. Iary zareo de mpirehareha be, noho ny tombotsoan'iary zareo manokana