-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/07.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 7 Kara an'i Sodoma sy Gomora mban'ny tanàna magnodidigna an'iary zareo, nagnome ny tegnan'iary zareo ho amin'ny fijangajangana mban'ny fagnamboarana filana tsy avy amin'Andriamanitra. De natao ohatra amin'ny zegny mijaly amin'ny fagnasaziana amin'ny afo mandrakizay iary zareo.\v 8 Kanefa de karan'izany my, zegny mpagnonofinofy io de mandoto an'ny vatagnan'iary zareo my koa, sady mizaka raha tsy manjary manohitra an'ny managna voninahitra