-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/05.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 5 Amin'izao de teko hampatsiarovina anareo_ndre de efa fantatrareo tsara izany_ fa ny Tompo de nagnavotra ny olona avy tagny Egypta, fa tafaran'io de nivoniny aby ndregny tsy nino.\v 6 De zegny anjely tsy nitana ny fahefana napetraka taminazy, fa nenga tamin'ny fipetrahan'iary zareo_de nifatoran'Andriamanitra amin'ny fatotra mandrakizay, amin'ny mizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana lehibe.