-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/03.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 3 Ry malala, ndreka niezaka hanoratra aminareo mikasika ny famonjena hiresantsena igny aho, de nanoratra ho anareo mba hatonga anareo hiady mafy ho an'ny finoana zay efa nomena indraika fotsiny ho an'ny mpino.\v 4 Fa ny olona sasagny niditra antsokosoko taminareo. Io de olona efa vômarika ho amin'ny fagnamelohana. Azareo de olona ratsy fagnahy mitondra ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny afokana, ka de mandà ny Mpanjaka sady Tompo tokana antsena, de Jesôsy Kristy.