Mamindrà fo amin'ny zegny misalasala. Vonjeo sady sariho hiala amin'ny afo ny olona sasagny. De ny sasagny ndreka amindrao fo amina tahotra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo