\v 24 De ho an'Izay miaro anareo mba tsy ho vignitra, sady hatonga anareo hijoro eo agnatrehan'ny voninahitrany, tsisy tsigny sady am-pifalina be,\v 25 amin'Andriamanitra tokana Mpamonjy antsena tamin'ny alalan'i Jesôsy Kristy tompontsena anie, ny vininahitra, ny fahalebiazana, ny fahefana, ny hery, atramin'ny taloha be, amin'izao, sy mandrakizay. Amena.