\v 20 Fa anareo, azalay, de mijoroa tsara amin'ny finoana masina be, sady mivavaha amin'ny Fanahy Masina.\v 21 Mipetraha amin'ny fitiavan'Andriamanitra, de adiaso ny famindram-pon'i Jesôsy Kristy Tompontsena zay mitondra anao ho amin'ny fiaignana mandrakizay.