auto save
This commit is contained in:
parent
086782250b
commit
f1f7862250
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ry malala, ndreka niezaka hanoratra aminareo mikasika ny famonjena hiresantsena igny aho, de nanoratra ho anareo mba hatonga anareo hiady mafy ho an'ny finoana zay efa nomena indraika fotsiny ho an'ny mpino. Fa ny olona sasagny niditra antsokosoko ho aminareo. Io de olona efa vômarika ho amin'ny fagnamelohana. Azareo de olona ratsy fagnahy mamadika ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny afokana, ka de mandà ny Mpanjaka sady Tompo tokana antsena, de Jesôsy Kristy.
|
||||
Ry malala, ndreka niezaka hanoratra aminareo mikasika ny famonjena hiresantsena igny aho, de nanoratra ho anareo mba hatonga anareo hiady mafy ho an'ny finoana zay efa nomena indraika fotsiny ho an'ny mpino. Fa ny olona sasagny niditra antsokosoko ho aminareo. Io de olona efa vômarika ho amin'ny fagnamelohana. Azareo de olona ratsy fagnahy ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny afokana, ka de mandà ny Mpanjaka sady Tompo tokana antsena, de Jesôsy Kristy.
|
Loading…
Reference in New Issue