auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-10 12:16:15 -05:00 committed by root
parent 1ea6fa91cc
commit 2b51363544
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ndre de i Mikaela arikanjely aza, ndreka niady tamin'ny devoly sady nifanditra taminazy tamin'ny mikasika ny fatin'i Mosesy, de tsy nasahy nizaka raha tsy manjary hagnamelohana anazy. De hoy izy: "Enga anie de hagnanatra anao ny Tompo!" Fa io olona io de mizaka raha tsy manjary an'ny raha marobe tsy fantany. Fa ndregny fantany_de kara ny fahalalan'ny biby tsisy
Fa ndre de i Mikaela arikanjely aza, ndreka niady tamin'ny devoly sady nifanditra taminazy tamin'ny mikasika ny fatin'i Mosesy, de tsy nasahy nizaka raha tsy manjary hagnamelohana anazy. De hoy izy: "Enga anie de hagnanatra anao ny Tompo!" Fa io olona io de mizaka raha tsy manjary an'ny raha marobe tsy fantany. Fa ndregny fantany_de kara ny fahalalan'ny biby tsisy saigna_de izany mamotika an'iary zareo.